Ternopil
Fiseho
49°35′N 25°37′E / 49.583°N 25.617°E
Ternopil
| ||
| Velarantany | 86 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 225,004 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Ternopil oblasta | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Ternopil |
Ternopilna Tarnopol (okrainiana: Тернопіль ,poloney: Tarnopol), dia tanàna iray any andrefan'i
Okraina, eo amoron'ny Reniranon'i Seret.
Ny isam-ponina dia 225.004 tamin'ny taona 2022. Iray amin'ireo lehibe indrindra any amin'ny ilany andrefan'ny firenena ilay tanàna.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna hafa any Okraina: Chernobyl, Cherson, Dnipro, Donetsk, Kharkiv, Kremenchuk, Lugansk Lviv, Melitopol, Mykolaiv, Lviv, Odessa, Sevastopol, Sumy, Vinnytsia, Zaporizhia
|
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ternopil |