Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Vaovao

Avy amin'i Wikipedia

Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto Famerenan-kasina ny teny malagasy

  • 21 Aogositra 2026 - Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) tamin’ny Fanapahan-kevitra laharana faha 16-HCC[1], fa tsy mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ny lalàna 2026-005 momba ny politikan’ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny eto Madagasikara.

Indreto kosa ny tahiry: * Mey 2026 * Avrily 2026 * Marsa 2026 * Tahiry 2026 * Teo aloha


Loharano

[hanova ny fango]
Wikipedia:Vaovao
Morty Proxy This is a proxified and sanitized view of the page, visit original site.