Hankany amin'ny vontoatiny

Sony

Avy amin'i Wikipedia
Sony headquaters

Sony (ソニー株式会社, Sonī Kabushikigaisha) dia orinasa japoney lehibe izay manana ny foibeny ao amin’ny fivondronan’i Minato, ao Tokyo, Japana. Miasa amin’ny vala toa ny haikoriamboanaratra, ny fanamboarana finday, ny kajimirindra, ny lalao videô, ny mozika, ny horonantsary ary ny haino aman-jery amin’ny ankapobeny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Sony
Morty Proxy This is a proxified and sanitized view of the page, visit original site.