Salzburg
Fiseho
47°47′58″N 13°02′38″E / 47.799410°N 13.043990°E
Salzburg
| ||
| Velarantany | 65,65 km2 | |
| Haavo | 424 m | |
| Isan'ny mponina | 157,399 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | Salzburg (Land) | |
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina |
Salzburg dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i Salzburg ao
Aotrisy.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 157.399 mponina. Ny avaratra andrefan'i Salzburg dia mifanila amin'i Freilassing any
Alemaina (
Bavaria, distrikan'i Berchtesgadener Land), ny ambin'ny faritra ao an-tanàna dia mifanila amin'ny distrikan'i Salzburg-Umgebung.
Eo amin'ny lalambe mampitohy an'i München (Alemaina) sy Bozen sy Verona (Italia) no misy an'i Salzburg.
Kliabo Balina Kitra
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Salzburg |