Hankany amin'ny vontoatiny

varotra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

varotra

  1. Fifanakalozana entana na serivisy amin'ny vola mba hahazoana tombontsoa.
    • Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy.
  2. Ny entana na vokatra izay amidy.
    • Aza hitsahinao ity varotr'olona ity.
varotra
Morty Proxy This is a proxified and sanitized view of the page, visit original site.