Hankany amin'ny vontoatiny

kiraro

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

kiraro

  1. Karazana akanjo ana-tongotra mba hitehirizana sy hiarovana azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby na hafa toy ny fingotra na lamba.
    • Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
    • Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve?
    • Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha.
kiraro
Morty Proxy This is a proxified and sanitized view of the page, visit original site.