Hankany amin'ny vontoatiny

daholobe

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

daholobe

  1. Ny vahoaka rehetra, na ny fitambaran' ny olona maro.
    • Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana.
daholobe
Morty Proxy This is a proxified and sanitized view of the page, visit original site.